Gaga ireo mpitsidika ny tsenan'ny boky Francfort raha nahita afisy manambara ny famoahana ny fahatsiarovana an'i Jean-Michel Jarre tamin'ny taona 2019, mitondra ny lohateny hoe "Mélancolique rodéo" tao amin'ny Robert Laffont.
Nambaran’ilay olona tao amin’ny tambajotra sosialy ihany koa izany.