Any Ogandà, miverina indray ny fetiben'ny mozika elektronika Nyege Nyege

Ny 15 ka hatramin’ny 18 septambra izao no tontosaina ao amin’ny tanànan’i Jinja, atsimo atsinanan’ny tanànan’i Jinja, ilay hetsika izay nalaza be.

Leave a comment

Mampiasa Akismet ity tranonkala ity hampihenana ny tsy tiana. Fantaro bebe kokoa ny fomba ampiasanao ny angon-dresakao.