Miato ny fandefasana

Bonjour à tous!

Araka ny fantatra dia naato nanomboka ny 1 janoary ny fandefasana ny Radio Equinoxe.

Tao anatin'ny andro vitsivitsy izay, naharay hafatra maro avy amin'ny olona manontany ny fomba hanohanana anay izahay.

Mba ho teraka indray ny onjam-peoo dia tsy maintsy mandanjalanja ny teti-bolan'ny fikambanana isika, izay mitentina 1600 euros eo ho eo.

Hatramin'ny 5 janoary dia 85% amin'ny tanjona isika.

Ho an'ireo izay te hanohana anay dia mbola azo atao ny miditra amin'ny fikambanana iray euro isam-bolana.

Nampiana ihany koa ny mety ho mpikambana Premium amin'ny dimy euros isam-bolana ho an'ireo izay te hanampy antsika bebe kokoa.

Farany, azo atao ihany koa ny mandefa fanomezana ho an’ny fikambanana.

Leave a comment

Mampiasa Akismet ity tranonkala ity hampihenana ny tsy tiana. Fantaro bebe kokoa ny fomba ampiasanao ny angon-dresakao.